Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

..............."Irony HIRA FAHINY an-tendro-molotry ny HO AVY".................. Tarika malagasy mifamihina amin'ny mozika Ba Gasy sy ny Kalon'ny Fahiny miaraka amin'ireo mbola miezaka manandratra ny kolontsaina malagasy. Hitanao ato ny rohy vitsivitsy ahafaha-mijery na mihaino ny hiran'ny Tarika.

FANGIA KALO GASY

https://soundcloud.com/fangia-kalo-gasy Tarika mivoy ny BAGASY amin'ireo hira foroniny ny Tarika FANGIA KALO GASY. Toy ireo mpanao bagasy rehetra anefa dia mamerina ireo hira teatraly na kalon'ny fahiny sy irony kalon'ny omaly ihany koa ny Tarika. Ny...

Lire la suite

VELOMA - FANGIA KALO GASY

Efa azonao henoina amin'ity rohy ity sahady ny "Veloma - FANGIA KALO GASY" https://soundcloud.com/fangia-kalo-gasy/veloma-fangia-kalo-gasy Mba mamiko ho'aho ka mamiko ny fodiana e! Ny manina manko, 'zay no hany fanafody! Fa na mety 'zay natao, na misy...

Lire la suite

À propos