Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

..............."Irony HIRA FAHINY an-tendro-molotry ny HO AVY".................. Tarika malagasy mifamihina amin'ny mozika Ba Gasy sy ny Kalon'ny Fahiny miaraka amin'ireo mbola miezaka manandratra ny kolontsaina malagasy. Hitanao ato ny rohy vitsivitsy ahafaha-mijery na mihaino ny hiran'ny Tarika.

25 Sep

Ny R. FIDIMANANTSOA

Publié par FANGIA KALO GASY

Ny R. FIDIMANANTSOA

... Poeta sady Mpanoratry ny vaninandro ankehitriny Ny R. FIDIMANANTSOA.

RAKOTONIRINA Fidimanantsoa Philibert no tena anarany feno. Tsy hafa akory fa i Dadan'i Voara ihany izy ity. Niofana ho manampahaizana manokana momba ny Taotrano sy Asa Vaventy (Ingénieur en bâtiment et travaux publics) teny amin'ny Sekoly Polytechnique Vontovorona Antananarivo.

Poeta - Mpanoratra - Mpamoron-kira - Mpitendry

.

Hatreto aloha dia Ny R. FIDIMANANTSOA, fantatr'ireo namana mpifanerasera amin'ny hoe Fiphie no mpandrindra, mpamoron-kira, mpifantina sady mpandahatra hira sy mampianatra ny hira rehetra asehon'ny tarika FANGIA KALO GASY an-tsehatra. Eo amin'ny fitendrena dia ny gitara no tena iangaliany.

.

http://www.ny-r-fidimanantsoa.sitew.com/

http://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-r.-fidimanantsoa

Ny R. FIDIMANANTSOA
Commenter cet article

À propos